Jour : 2 septembre 2021

Antsirabe : Fitokonana hamerenana amin’ny laoniny ny marikarama

Takian’ny mpiasa ny hamerenana ny marikarama nampiaharina talohan’ny krizy COVID-19. Sary: ©Zoll Rabe Nanao fitokonana ny ampahan’ny mpiasa ao amin’ny orinasa afaka haba lehibe iray eto Antsirabe ny alakamisy 2 septambra. Namonjy ny toeram-piasana izy ireo saingy tsy niditra namonjy asa fa nitondra sora-baventy nanoloana ny vavahadin’ny orinasa. Olana ara-karama no ambaran’izy ireo fa anton’ny […]

Lire la suite