Jour : 5 juillet 2021

FIVMPAMA Vakinankaratra: tosika ara-kevitra sy teknika ho an’ireo mpandraharaha vao misondrotra

Manan-kevitra ny tanora, ary mila tosika sy torolalana avy amin’ireo manana traikefa amin’ny fandraharahana mba hivelarany. Sary: ©Zoll Rabe Betsaka ny tanora no manan-kevitra hanangana orinasa, saingy mbola vitsy no tena mahatanteraka izany. Nikarakara hetsika ho fanomezana sehatra ireo fandraharahana vao miforona arak’izany ny Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy, FIVMPAMA, sampana Vakinankaratra Manomboka mahasarika ny tanora eto […]

Lire la suite