Jour : 6 mai 2021

CTC-19 : misokatra ny ivontoerana hitsaboana ireo mararin’ny Coronavirus eto Antsirabe

Nanokatra sy nitsidika ny toerana ny Filoham-pirenena Andry Nirina Rajoelina. Sary: ©Zoll Rabe Miakatra hatrany ny isan’ireo  tsaboina amin’ireo hopitaly mandray ny mararin’ny Covid19 eto Vakinankaratra. Antony nahatonga ny fitondram-panjakana hanokatra ivontoeram-pitsaboana manokana eto Antsirabe. Nosokafana ny talata 4 may 2021 ny ivontoeram-pitsaboana ireo mararin’ny COVID-19. Ny gymnase lehibe eo amin’ny Piste Vatofotsy no navadika […]

Lire la suite

Antananarivo: Du matériel et des équipements de protection pour les élèves inspecteurs du travail

50 élèves de l’ENAM ont bénéficié d’une dotation d’équipement de protection de travail par le bureau de Pays de l’OIT pour Madagascar, les Comores, Maurice et les Seychelles (BIT) Mercredi 5 mai 2021 à l’ENAM (Ecole Nationale d’Administration de Madagascar ) Androhibe,  le BIT Antananarivo  représenté par son responsable technique Santé et Sécurité pour tous, […]

Lire la suite