Jour : 17 août 2020

Fitaterana an-drenivohitra: nitokona ny mpitatitr’olona amin’ny bisikileta

Sary: ©Mamy Randrianasolo/Angisy Version française (en bas) Nanao fitokonana teo Anosibe ireo andian’olona mpitondra bisikleta an-jatony izay mitaky ny hamoahana ireo bisikileta nogiazan’ny mpitandro ny filaminana. Nahiditra valan-tsazy noho ny tsy fanarahan-dalana ireo bisikileta ireo raha ny fanampim-panazavana satria tratra nitondra olona roa. ”Ny bisikileta dia tsy natao hitondrana olona roa” hoy ny talem-paritry ny […]

Lire la suite